Foire Aux Questions | Pôles Anti-Corruption (PAC)


Pôles Anti-Corruption

Foire Aux
Questions

Retrouvez les réponses aux questions les plus fréquemment posées

Foire Aux Questions

1

Inona avy ireo rindran-damina eto amin’ny fandrindram-pitsarana manokana iadiana amin’ny kolikoly

Miasa eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Fitsarana ;Manana fahaleovantena amin'ny fitantanana ;Manatanteraka ny andraikiny amin’ny...

Lire la réponse
2

Aiza avy ireo Fari-piadidiam-pitsarana iandraiketan'ny PAC ?

Raha Antananarivo na Toamasina no toerana misy anao dia ny PAC Antananarivo no miandraikitra izany;Raha Mahajanga na Diego no toerana misy...

Lire la réponse
3

Ahoana ny fomba fampidirana raharaha ato amin'ny PAC (Déposition de plainte) ?

Mametraka fitoriana an-tsoratra eny amin’ny Brigade de Gendarmerie na Commissariat de Police na BIANCO akaiky anao; mametraka fitoriana...

Lire la réponse
4

Iza avy ireo olona azo tsaraina ety amin’ny PAC?

Ny olona rehetra manao heloka mahakasika ireo voalaza etsy ambony, ankoatra ireo mpitondra sy ny olom-boafidy izay eo amin’ny toerany

Lire la réponse
5

Inona avy ireo raharaha sahaninay eto anivon’ny PAC

• Mitsara ady heloka mahakasika ny kolikoly sy ny mifandraika aminy • Mitsara ny raharaha famotsiambola • Mitsara ny raharaha...

Lire la réponse
6

Inona moa ny atao hoe PAC na Pôle Anti-Corruption?

Ny PAC na Pôle Anti-Corruption dia Fitsarana manokana iadiana amin'ny kolikoly sy ny mitovy karazana aminy.

Lire la réponse