Inona moa ny atao hoe PAC na Pôle Anti-Corruption?
Réponse
Ny PAC na Pôle Anti-Corruption dia Fitsarana manokana iadiana amin'ny kolikoly sy ny mitovy karazana aminy.