04 mars 2024
Inona avy ireo rindran-damina eto amin’ny fandrindram-pitsarana manokana iadiana amin’ny kolikoly
Miasa eo ambany fiahian’ny Minisiteran’ny Fitsarana ;
Manana fahaleovantena amin'ny fitantanana ;
Manatanteraka ny andraikiny amin’ny fiaraha-miasa amin’ireo lehiben’ny Tendrom-pitsarana manokana iadiana amin’ny kolikoly;
Miasa eo ambany fanaraha-mason’ny Komitin’ny Fanaraha-maso sy ny fanombanana ny Tendrom-pitsarana manokana iadiana amin’ny kolikoly