Inona avy ireo raharaha sahaninay eto anivon’ny PAC | Pôles Anti-Corruption (PAC)


FAQ 04 mars 2024

Inona avy ireo raharaha sahaninay eto anivon’ny PAC

Réponse
• Mitsara ady heloka mahakasika ny kolikoly sy ny mifandraika aminy • Mitsara ny raharaha famotsiambola • Mitsara ny raharaha asa fampihorohorona • Mitsara ny raharaha famatsiambola • Mitsara ny raharaha fanodikodinana volam-panjakana na fitaovam-panjakana