Iza avy ireo olona azo tsaraina ety amin’ny PAC? | Pôles Anti-Corruption (PAC)


FAQ 04 mars 2024

Iza avy ireo olona azo tsaraina ety amin’ny PAC?

Réponse
Ny olona rehetra manao heloka mahakasika ireo voalaza etsy ambony, ankoatra ireo mpitondra sy ny olom-boafidy izay eo amin’ny toerany