04 mars 2024
Ahoana ny fomba fampidirana raharaha ato amin'ny PAC (Déposition de plainte) ?
Mametraka fitoriana an-tsoratra eny amin’ny Brigade de Gendarmerie na Commissariat de Police na BIANCO akaiky anao; mametraka fitoriana an-tsoratra eny amin’ny fampanoavana eo anivon'ny PAC (Antananarivo, Mahajanga ary Fianarantsoa) ; mametraka fitoriana an-tsoratra eny amin’ny fampanoavana eo anivon'ny Fitsarana ambaratonga voalohany raha Toamasina na Antsiranana na Toliara no toerana misy anao.