Aiza avy ireo Fari-piadidiam-pitsarana iandraiketan'ny PAC ? | Pôles Anti-Corruption (PAC)


FAQ 04 mars 2024

Aiza avy ireo Fari-piadidiam-pitsarana iandraiketan'ny PAC ?

Réponse

Raha Antananarivo na Toamasina no toerana misy anao dia ny PAC Antananarivo no miandraikitra izany;

Raha Mahajanga na Diego no toerana misy anao dia ny PAC Mahajanga no mitsara izany;

Raha ao Fianarantsoa na Toliara kosa no toerana misy anao dia ny PAC Fianarantsoa no mitsara izany